1. Be ye followers of me, even as I also am of Christ.
1. Soyez mes imitateurs, comme je le suis moi-même de Christ.
1. Aoka hanahaka ahy ianareo, dia tahaka ny anahafako an’i Kristy.
2. Now I praise you, brethren, that ye remember me in all things, and keep the ordinances, as I delivered them to you.
2. Je vous loue de ce que vous vous souvenez de moi à tous égards, et de ce que vous retenez mes instructions telles que je vous les ai données.
2. Ary midera anareo aho, ry rahalahy, satria mahatsiaro ahy amin’ny zavatra rehetra ianareo sady mitana tsara ny fampianarana natolotra, araka ny nanolorako azy taminareo.
3. But I would have you know, that the head of every man is Christ; and the head of the woman is the man; and the head of Christ is God.
3. Je veux cependant que vous sachiez que Christ est le chef de tout homme, que l`homme est le chef de la femme, et que Dieu est le chef de Christ.
3. "Ary tiako ho fantatrareo fa Kristy no lohan’ny lehilahy rehetra; ary ny lehilahy kosa no lohan’ny vehivavy; ary Andriamanitra no lohan’i Kristy."
4. Every man praying or prophesying, having his head covered, dishonoureth his head.
4. Tout homme qui prie ou qui prophétise, la tête couverte, déshonore son chef.
4. Ny lehilahy rehetra, raha mivavaka na maminany ka misaron-doha, dia mahafa-boninahitra ny lohany.
5. But every woman that prayeth or prophesieth with her head uncovered dishonoureth her head: for that is even all one as if she were shaven.
5. Toute femme, au contraire, qui prie ou qui prophétise, la tête non voilée, déshonore son chef: c`est comme si elle était rasée.
5. Fa ny vehivavy rehetra kosa, raha mivavaka na maminany ka tsy misaron-doha, dia mahafa-boninahitra ny lohany, satria toy ny voaharatra izy.
6. For if the woman be not covered, let her also be shorn: but if it be a shame for a woman to be shorn or shaven, let her be covered.
6. Car si une femme n`est pas voilée, qu`elle se coupe aussi les cheveux. Or, s`il est honteux pour une femme d`avoir les cheveux coupés ou d`être rasée, qu`elle se voile.
6. "Fa raha tsy misaron-doha ny vehivavy, dia aoka hohetezana koa izy; fa raha mahamenatra ny vehivavy ny hohetezana na ny hoharatana, dia aoka hisaron-doha izy."
7. For a man indeed ought not to cover his head, forasmuch as he is the image and glory of God: but the woman is the glory of the man.
7. L`homme ne doit pas se couvrir la tête, puisqu`il est l`image et la gloire de Dieu, tandis que la femme est la gloire de l`homme.
7. "Ny lehilahy dia tsy tokony hisaron-doha, satria endrika sy voninahitr’Andriamanitra izy; fa ny vehivavy kosa no voninahitry ny lehilahy."
8. For the man is not of the woman; but the woman of the man.
8. "En effet, l`homme n`a pas été tiré de la femme, mais la femme a été tirée de l`homme;"
8. "Fa tsy ny vehivavy no niavian’ny lehilahy; fa ny lehilahy no niavian’ny vehivavy."
9. Neither was the man created for the woman; but the woman for the man.
9. et l`homme n`a pas été créé à cause de la femme, mais la femme a été créée à cause de l`homme.
9. Fa tsy ny lehilahy no natao ho an’ny vehivavy, fa ny vehivavy no ho an’ny lehilahy.
10. For this cause ought the woman to have power on her head because of the angels.
10. C`est pourquoi la femme, à cause des anges, doit avoir sur la tête une marque de l`autorité dont elle dépend.
10. Noho izany no tokony hananan' ny vehivavy fahefana eo amin’ny lohany noho ny amin’ny anjely.
11. Nevertheless neither is the man without the woman, neither the woman without the man, in the Lord.
11. Toutefois, dans le Seigneur, la femme n`est point sans l`homme, ni l`homme sans la femme.
11. Kanefa ao amin’ny Tompo tsy misy vehivavy raha tsy misy lehilahy, ary tsy misy lehilahy raha tsy misy vehivavy.
12. For as the woman is of the man, even so is the man also by the woman; but all things of God.
12. Car, de même que la femme a été tirée de l`homme, de même l`homme existe par la femme, et tout vient de Dieu.
12. "Fa toy ny niavian’ny vehivavy avy tamin’ny lehilahy, dia toy izany koa no niavian’ny lehilahy avy tamin’ny vehivavy; fa Andriamanitra kosa no iavian’ny zavatra rehetra."
13. Judge in yourselves: is it comely that a woman pray unto God uncovered?
13. Jugez-en vous-mêmes: est-il convenable qu`une femme prie Dieu sans être voilée?
13. Aoka ianareo no hitsara: Mendrika va raha mivavaka amin’Andriamanitra ka tsy misaron-doha ny vehivavy?
14. Doth not even nature itself teach you, that, if a man have long hair, it is a shame unto him?
14. La nature elle-même ne vous enseigne-t-elle pas que c`est une honte pour l`homme de porter de longs cheveux,
14. Tsy mampianatra anareo va ny fomban’ny natiora, fa raha lava volo ny lehilahy, dia mahafa-boninahitra azy izany?
15. But if a woman have long hair, it is a glory to her: for her hair is given her for a covering.
15. mais que c`est une gloire pour la femme d`en porter, parce que la chevelure lui a été donnée comme voile?
15. "Fa raha lava volo kosa ny vehivavy, dia voninahitra ho azy izany; fa ny volo no nomena azy ho fisaronana."
16. But if any man seem to be contentious, we have no such custom, neither the churches of God.
16. Si quelqu`un se plaît à contester, nous n`avons pas cette habitude, non plus que les Églises de Dieu.
16. Fa raha misy olona toa tia ady, dia tsy manana izany fanao izany isika, na ny fiangonan’Andriamanitra.
17. Now in this that I declare unto you I praise you not, that ye come together not for the better, but for the worse.
17. En donnant cet avertissement, ce que je ne loue point, c`est que vous vous assemblez, non pour devenir meilleurs, mais pour devenir pires.
17. Ary raha manambara izao aho, dia tsy midera anareo tsy akory, satria tsy miangona hihatsara ianareo, fa hiharatsy.
18. For first of all, when ye come together in the church, I hear that there be divisions among you; and I partly believe it.
18. Et d`abord, j`apprends que, lorsque vous vous réunissez en assemblée, il y a parmi vous des divisions, -et je le crois en partie,
18. "Fa voalohany indrindra, raha miangona ho ao am-piangonana ianareo, dia reko fa misy fisarahana eo aminareo; ary mba misy inoako ihany izany."
19. For there must be also heresies among you, that they which are approved may be made manifest among you.
19. car il faut qu`il y ait aussi des sectes parmi vous, afin que ceux qui sont approuvés soient reconnus comme tels au milieu de vous. -
19. Fa tsy maintsy misy fahadisoan-dalana amin' ny finoana koa eo aminareo, mba haseho eo aminareo izay olona ankasitrahana.
20. When ye come together therefore into one place, this is not to eat the Lord's supper.
20. "Lors donc que vous vous réunissez, ce n`est pas pour manger le repas du Seigneur;"
20. Koa raha miangona amin’ny toerana iray ianareo, dia tsy ny hihinana ny fanasan’ny Tompo akory.
21. For in eating every one taketh before other his own supper: and one is hungry, and another is drunken.
21. car, quand on se met à table, chacun commence par prendre son propre repas, et l`un a faim, tandis que l`autre est ivre.
21. "Fa raha mihinana ianareo, dia samy homana ny sakafony avy aloha ianareo; koa ny anankiray dia noana, fa ny anankiray kosa mamo."
22. What? have ye not houses to eat and to drink in? or despise ye the church of God, and shame them that have not? What shall I say to you? shall I praise you in this? I praise you not.
22. N`avez-vous pas des maisons pour y manger et boire? Ou méprisez-vous l`Église de Dieu, et faites-vous honte à ceux qui n`ont rien? Que vous dirai-je? Vous louerai-je? En cela je ne vous loue point.
22. Ahoana àry? Tsy manana trano hihinanana sy hisotroana va ianareo? sa manao tsinontsinona ny fiangonan’Andriamanitra ianareo, ka manome henatra ny tsy manana? Inona no holazaiko aminareo? Hidera anareo amin’izany va aho? Tsy hidera anareo aho.
23. For I have received of the Lord that which also I delivered unto you, That the Lord Jesus the same night in which he was betrayed took bread:
23. "Car j`ai reçu du Seigneur ce que je vous ai enseigné; c`est que le Seigneur Jésus, dans la nuit où il fut livré, prit du pain,"
23. Fa izaho efa nandray tamin’ny Tompo izay natolotro anareo kosa, fa Jesosy Tompo tamin’iny alina iny izay namadihana Azy, dia nandray mofo,
24. And when he had given thanks, he brake it, and said, Take, eat: this is my body, which is broken for you: this do in remembrance of me.
24. "et, après avoir rendu grâces, le rompit, et dit: Ceci est mon corps, qui est rompu pour vous; faites ceci en mémoire de moi."
24. "Ary rehefa nisaotra Izy, dia novakiny, ka hoy Izy: Raiso, ka hano, ity ny tenako izay novakina ho anareo; ataovy izao ho fahatsiarovana Ahy."
25. After the same manner also he took the cup, when he had supped, saying, This cup is the new testament in my blood: this do ye, as oft as ye drink it, in remembrance of me.
25. "De même, après avoir soupé, il prit la coupe, et dit: Cette coupe est la nouvelle alliance en mon sang; faites ceci en mémoire de moi toutes les fois que vous en boirez."
25. "Araka izany koa, dia noraisiny ny kapoaka, rehefa avy nihinana Izy, dia hoy Izy: Ity kapoaka ity no ilay fanekena vaovao amin’ny rako; izao no ataovinareo ho fahatsiarovana Ahy, na oviana na oviana no misotro ianareo."
26. For as often as ye eat this bread, and drink this cup, ye do shew the Lord's death till he come.
26. Car toutes les fois que vous mangez ce pain et que vous buvez cette coupe, vous annoncez la mort du Seigneur, jusqu`à ce qu`il vienne.
26. Fa na oviana na oviana ianareo no mihinana itony mofo itony sy misotro amin’itony kapoaka itony, dia manambara ny fahafatesan’ny Tompo ianareo mandra-piaviny.
27. Wherefore whosoever shall eat this bread, and drink this cup of the Lord, unworthily, shall be guilty of the body and blood of the Lord.
27. C`est pourquoi celui qui mangera le pain ou boira la coupe du Seigneur indignement, sera coupable envers le corps et le sang du Seigneur.
27. Koa na zovy na zovy no mihinana itony mofo itony sy misotro amin’ny kapoaky ny Tompo amin’ny tsy fahamendrehana, dia ho meloka ny amin’ny tena sy ny ran’ny Tompo izy.
28. But let a man examine himself, and so let him eat of that bread, and drink of that cup.
28. "Que chacun donc s`éprouve soi-même, et qu`ainsi il mange du pain et boive de la coupe;"
28. Fa aoka ny olona handini-tena, dia aoka izy hihinana amin’izany mofo izany sy hisotro amin’izany kapoaka izany.
29. For he that eateth and drinketh unworthily, eateth and drinketh damnation to himself, not discerning the Lord's body.
29. car celui qui mange et boit sans discerner le corps du Seigneur, mange et boit un jugement contre lui-même.
29. "Fa izay rehetra mihinana sy misotro amin' ny tsy fahamendrehana, dia mihinana sy misotro fanamelohana ho an’ny tenany, raha tsy mamantatra ny tenan’ny Tompo;"
30. For this cause many are weak and sickly among you, and many sleep.
30. C`est pour cela qu`il y a parmi vous beaucoup d`infirmes et de malades, et qu`un grand nombre sont morts.
30. Noho izany dia betsaka no osa sy marofy eo aminareo, ary maro ihany no efa nodimandry.
31. For if we would judge ourselves, we should not be judged.
31. Si nous nous jugions nous-mêmes, nous ne serions pas jugés.
31. Fa raha mba mitsara tena isika, dia tsy hotsaraina.
32. But when we are judged, we are chastened of the Lord, that we should not be condemned with the world.
32. Mais quand nous sommes jugés, nous sommes châtiés par le Seigneur, afin que nous ne soyons pas condamnés avec le monde.
32. Fa raha tsaraina isika, dia faizin’ny Tompo mba tsy hohelohina miaraka amin’izao tontolo izao.
33. Wherefore, my brethren, when ye come together to eat, tarry one for another.
33. Ainsi, mes frères, lorsque vous vous réunissez pour le repas, attendez-vous les uns les autres.
33. Koa raha miangona hihinana ianareo, ry rahalahy, dia mifampiandrasa.
34. And if any man hunger, let him eat at home; that ye come not together unto condemnation. And the rest will I set in order when I come.
34. Si quelqu`un a faim, qu`il mange chez lui, afin que vous ne vous réunissiez pas pour attirer un jugement sur vous. Je réglerai les autres choses quand je serai arrivé.
34. Ary raha misy olona noana, aoka izy hihinana ao an-tranony, mba tsy hiangonanareo ho amin' ny fanamelohana. Ary ny zavatra sisa dia halahatro rehefa tonga aho.